>
MADA CONSULT
MADA CONSULT
Plants for a green sustainable  future

Plants for a green sustainable  future

Manan-danja mitovy avokoa ireo mpiara-miasa rehetra na ny mpanaramaso ny ala, na ireo vehivavy ao amin'ny tanin-jana-kazona ireo rehetra mandray anjara amin'ny fitantanana sy ny fandraharahana.Tsidiho ny ekipan'ny Mada Consult:

Øystein Hansen
Tale Jeneraly
Rune Lillevik
Mpanolotsaina sy Mpiandraikitra ny faritr'ala
Lauréa MANITROVA
Mpiandraikitra ny Birao
Sandya RAVELOARISOA AMOUZA
RAVELOARISOA
Mamy RAKOTOARIVONY
Mpiandraikitra ny teti-kasa
Terje Varli
Manam-pahaizana momba ny ala
Manana traikefa nasionaly sy iraisam-pirenena maherin'ny 40 taona amin'ny fandraharana ny ala I Oystein, anisan'izany ny 16 taona teto Madagasikara, izy no Mpanorina sy Mpitondra ny Mada consult.

oystein @ madaconsult.com
rune @ madaconsult.com
laurea @ madaconsult.com
sandya @ madaconsult.com
mamy @ madaconsult.com
terje @ madaconsult.com
Rune dia manana traikefa momban'ny asa eny ambanivohitra.
Ny taona 2009 niditra an-tsehatra teto Madagasikara ary anisan'ny mpikambana ao amin'ny Mada Consult nanomboka ny taona 2011.




Nanomboka tamin'ny taona 2013 no niandraiketan'I Laurea ny Biraon'ny Mada Consult Mahajanga.



Sandya no mpitantam-bolanay ary miara-miasa amin'I Laurea ihany koa.
Tafiditra tao amin'ny ekipan'ny Mada Consult izy nanomboka ny taona 2015.



Mamy no tompon'andraikitra amin'ny tetikasanay.
Amin'ny maha Injeniera azy momba ny ala sy ny fananany fahalalana sy traikefa iraisam-pirenena momba ny ala.
Tafiditra ho ekipan'ny Mada Consult izy nanomboka ny taona 2011.


Terje dia manana diplaoma momba ny ala ary iray amin'ireo matihanina manana traikefa indrindra any Norvezy amin'ny fikarakarana sy famafazana masomboly, traikefa 40 taona mahery. Sarobidy tokoa ny fahaizan'I Terje eo amin'ny sehatry ny ala maharitra izay mandrakotra ny dingana manontolo manomboka amin'ny famafazana masomboly ka hatramin'ny fijinjana.







Mada Consult @ 2011. Raha misy fanontaniana mikasika izay rehetra voalaza ato dia aza misalasala mifandray amin’ny Mada Consult 


Torolalana       Sehatry ny ala       Tetikasa eo amin'ny Sekoly         Fifandraisana